Genesis 27:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, anaka, araho ny teniko amin’izay asaiko ataonao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, anaka, araho ny teniko amin’izay nasaiko ataonao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, anaka, henoy tsara aho ary ataovy izay andidiako anao.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, anaka, araho ny teniko amin'izay asaiko ataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, anaka, araho ny teniko amin’izay asaiko ataonao:
malagasy
Koa ankehitriny, anaka, araho ny teniko amin'izay asaiko ataonao.