Genesis 27:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankanesa any amin’ny ondry aman’osy ka akao zanak’osy roa tsara aho hanamboarako sakafo matsiro ho an’ny rainao, araka ilay tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Mandehana mankany amin’ny biby fiompy ka angalao zanak’osy roa izay tsara aho, hanaovako nahandro tsara ho an-drainao, araka ilay tiany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mankanesa any amin’ny andian’ondry aman’osy, ka makà zanak’osy roa izay tsara, fa hanamboarako hanim-py araka ilay tian-drainao.
Malagasy Bible 1865
Mankanesa kely any amin'ny ondry aman'osy, ka analao zanak'osy roa tsara aho; dia hataoko hanim-py ho an'ny rainao araka ilay tiany izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankanesa any amin’ny ondry aman’osy ka akao zanak’osy roa tsara aho hanamboarako sakafo matsiro ho an’ny rainao, araka ilay tiany.
malagasy
Mankanesa kely any amin'ny ondry aman'osy, ka analao zanak'osy roa tsara aho; dia hataoko hanim-py ho an'ny rainao araka ilay tiany izany;