Genesis 29:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Jakoba ka nankany amin’ny tanin’ny zanaky ny Atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanohy ny diany i Jakôba, ary nandeha ho any amin’ny tanin’ny zanaky ny Tatsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga i Jakôba ka nankany amin’ny tany atsinanana, dia ny tanindrazan-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Jakoba ka nankany amin'ny tanin'ny zanaky ny atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Jakoba ka nankany amin’ny tanin’ny zanaky ny Atsinanana.
malagasy
[Ny nanompoan'i Jakoba an'i Labana hahazoany an'i Lea sy Rahely ho vadiny, sy ny nahaterahan'ny zanany] Dia niainga Jakoba ka nankany amin'ny tanin'ny zanaky ny atsinanana.