Genesis 29:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanoroka an’i Rahely i Jakoba dia nigogogogo nitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Jakôba nanoroka an-dRasela, dia nanandratra ny feony ka nitomany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanoroka an’i Rahely i Jakôba sady nitomany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nanoroka an-dRahely, dia nanandrata ny feony ka nitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanoroka an’i Rahely i Jakoba dia nigogogogo nitomany.
malagasy
Ary Jakoba nanoroka an-dRahely, dia nanandrata ny feony ka nitomany.