Genesis 29:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambaran’i Jakoba tamin’i Rahely fa havan’ny rainy sy zanak’i Rebeka izy. Dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambaran’i Jakôba an-dRasela fa rahalahin’ny rainy zana-dRebekà izy; ka nihazakazaka i Rasela nanambara izany tamin-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantarain’i Jakôba tamin’i Rahely fa havan-drainy izy ary zanakalahin’i Rebekà. Dia nihazakazaka i Rahely ka nitantara izany tamin-drainy.
Malagasy Bible 1865
Dia nambaran'i Jakoba tamin-dRahely fa havan-drainy sy zana-dRebeka izy; dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambaran’i Jakoba tamin’i Rahely fa havan’ny rainy sy zanak’i Rebeka izy. Dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin’ny rainy.
malagasy
Dia nambaran'i Jakoba tamin-dRahely fa havan-drainy sy zana-dRebeka izy; dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin-drainy.