Genesis 29:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Labana ny filazany an’i Jakoba, zanak’anabaviny, dia nihazakazaka nitsena azy izy ka namihina azy sy nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Dia nambaran’i Jakoba tamin’i Labana izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre ny filazàny an’i Jakôba zanak’anabaviny i Labàna dia nihazakazaka nitsena azy, ka namihina azy, nanoroka azy, nitondra azy ho any an-tranony. Dia notantarain’i Jakôba tamin’i Labàna izany zavatra rehetra izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandre ny amin’i Jakôba zanak’anabaviny kosa i Labàna, dia nihazakazaka nitsena azy, ka namihina sady nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Notantarain’i Jakôba tamin’i Labàna avokoa ny zava-nitranga,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Labana ny filazany an'i Jakoba, zanak'anabaviny, dia nihazakazaka nitsena azy izy ka namihina azy sy nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Dia nambaran'i Jakoba tamin'i Labana izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Labana ny filazany an’i Jakoba, zanak’anabaviny, dia nihazakazaka nitsena azy izy ka namihina azy sy nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Dia nambaran’i Jakoba tamin’i Labana izany rehetra izany.
malagasy