Genesis 29:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Labana taminy: Taolako sy nofoko tokoa ianao. Ary nitoetra tao aminy nandritra ny iray volana i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Labàna taminy: «Eny taolako sy nofoko ianao.» Ary nitoetra teo aminy iray volana maninjitra i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy i Labàna taminy: –Marina tokoa fa havako ianao, ary iray ra amiko. Dia nipetraka iray volana tao aminy i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Labana taminy: Taolako sy nofoko tokoa ianao. Ary rehefa nitoetra tao aminy andro iray volana Jakoba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Labana taminy: Taolako sy nofoko tokoa ianao. Ary nitoetra tao aminy nandritra ny iray volana i Jakoba.
malagasy
Ary hoy Labana taminy: Taolako sy nofoko tokoa ianao. Ary rehefa nitoetra tao aminy andro iray volana Jakoba,