Genesis 29:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Labana tamin’i Jakoba: Moa na dia havako aza va ianao dia hanompo ahy maina? Lazao amiko izay tokony ho karamanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Labàna tamin’i Jakôba: «Noho ianao rahalahiko va no tokony hanompoanao ahy maina? Ka lazao ahy izay karamanao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia hoy i Labàna tamin’i Jakôba: –Noho ny maha havako anao ve dia hanompo ahy maimaim-poana ianao? Koa lazao amiko, inona no ho karamanao?
Malagasy Bible 1865
dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza ianao, dia hanompo ahy maina va? Lazao amiko izay ho karamanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Labana tamin’i Jakoba: Moa na dia havako aza va ianao dia hanompo ahy maina? Lazao amiko izay tokony ho karamanao.
malagasy
dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza ianao, dia hanompo ahy maina va? Lazao amiko izay ho karamanao.