Genesis 29:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Labana moa dia nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran’ny zokiny ary Rahely ny zandriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanan-janaka roa vavy i Labàna; ny zokiny natao hoe Lià, ary ny zandriny natao hoe Rasela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana zanakavavy roa anefa i Labàna; ilay zokiny dia nantsoina hoe Leà ary ilay zandriny natao hoe Rahely.
Malagasy Bible 1865
Ary Labana nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran'ny zokiny, ary Rahely no anaran'ny zandriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Labana moa dia nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran’ny zokiny ary Rahely ny zandriny.
malagasy
Ary Labana nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran'ny zokiny, ary Rahely no anaran'ny zandriny.