Genesis 29:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Lea dia nalefa-pijery fa Rahely kosa dia bikana sady tsara tarehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Lià dia narary maso, fa i Rasela sady tsara bika no tsara tarehy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Leà dia malefa-pijery, fa i Rahely kosa tsara tarehy sady bikàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Lea nalemy maso; fa Rahely bikàna sady tsara tarehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Lea dia nalefa-pijery fa Rahely kosa dia bikana sady tsara tarehy.
malagasy
Ary Lea nalemy maso; fa Rahely bikàna sady tsara tarehy.