Genesis 29:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jakoba dia tia an’i Rahely ka niteny hoe: Aoka aho hanompo anao fito taona noho ny amin’i Rahely, zanakao faravavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jakôba tia an-dRasela ka nanao hoe: «Hanompo anao fito taona aho, mba hahazoako an-dRasela zanakao vavy aivo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tia an’i Rahely i Jakôba ka niteny tamin’i Labàna hoe: –Hanompo anao fito taona aho mba hahazoako manambady an’i Rahely faravavinao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba tia an-dRahely ka nanao hoe: Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jakoba dia tia an’i Rahely ka niteny hoe: Aoka aho hanompo anao fito taona noho ny amin’i Rahely, zanakao faravavy.
malagasy
Ary Jakoba tia an-dRahely ka nanao hoe: Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy.