Genesis 29:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Labana: Aleoko omena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa. Koa mitoera eto amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Labàna: «Aleo omena anao izy toy izay omena ny hafa; ka mitoera àry eto amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy i Labàna hoe: –Aleoko homena anao izy toy izay ho an’olon-kafa, fa mitoera eto amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Labana: Aleoko homena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa; tomoera eto amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Labana: Aleoko omena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa. Koa mitoera eto amiko.
malagasy
Ary hoy Labana: Aleoko homena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa; tomoera eto amiko.