Genesis 29:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanompo an’i Labana fito taona i Jakoba noho ny amin’i Rahely. Toa andro vitsy foana teo imasony izany noho ny fitiavany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanompo fito taona i Jakôba, mba hahazoany an-dRasela, ary toa andro vitsy foana teo imasony izany, noho ny fitiavany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mba hahazoany an’i Rahely, dia nanompo an’i Labàna fito taona i Jakôba; nefa toy ny andro vitsivitsy nandalo izany teo imasony, satria tena tiany razazavavy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanompo an'i Labana fito taona Jakoba hahazoany an-dRahely; ary toa andro vitsy foana teo imasony izany noho ny fitiavany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanompo an’i Labana fito taona i Jakoba noho ny amin’i Rahely. Toa andro vitsy foana teo imasony izany noho ny fitiavany azy.
malagasy
Dia nanompo an'i Labana fito taona Jakoba hahazoany an-dRahely; ary toa andro vitsy foana teo imasony izany noho ny fitiavany azy.