Genesis 29:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jakoba tamin’i Labana: Omeo ahy ny vadiko mba hiarahako aminy, fa efa tapitra ny fe-potoana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jakôba tamin’i Labàna: «Omeo ahy ny vadiko fa tapitra ny fetr’androko dia hankaminy aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa afaka izany, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: –Aiza amin’izay ny vadiko hampakariko, fa efa tapitra ny fe-potoana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba tamin'i Labana: Aiza ny vadiko, mba hanambadiako azy? fa efa tapitra ny fetr'androko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jakoba tamin’i Labana: Omeo ahy ny vadiko mba hiarahako aminy, fa efa tapitra ny fe-potoana!
malagasy
Ary hoy Jakoba tamin'i Labana: Aiza ny vadiko, mba hanambadiako azy? fa efa tapitra ny fetr'androko.