Genesis 29:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampamory ny tompon-tany rehetra ary i Labana ka nanao fanasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novorin’i Labàna ny olona rehetra tamin’io fitoerana io, ka nanao fanasana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’i Labàna ho amin’ny sakafom-panambadiana ny olona rehetra teo an-toerana.
Malagasy Bible 1865
Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampamory ny tompon-tany rehetra ary i Labana ka nanao fanasana.
malagasy
Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana.