Genesis 29:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nony hariva dia naka an’i Lea zanany vavy izy ka nitondra azy ho any amin’i Jakoba; dia nanambady azy i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro, dia i Lià, zanany vavy, no nalainy, nentiny tao amin’i Jakôba, ka niraisan’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva dia nalain’i Labàna i Leà zanany vavy ka nentiny tany amin’i Jakôba ary nandry taminy izy.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nony hariva dia naka an'i Lea zananivavy izy ka nitondra azy ho any amin'i Jakoba; dia nanambady azy Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nony hariva dia naka an’i Lea zanany vavy izy ka nitondra azy ho any amin’i Jakoba; dia nanambady azy i Jakoba.
malagasy
Kanjo nony hariva dia naka an'i Lea zananivavy izy ka nitondra azy ho any amin'i Jakoba; dia nanambady azy Jakoba.