Genesis 29:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io dia nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy i Zilpa mpanompovaviny hanompo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Zelfa ankizivaviny natolony hanompo an’i Lià zanany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Labàna an’i Leà zanany vavy kosa i Zilpà mba ho mpanompovavy hanampy azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'i Labana an'i Lea zananivavy Zilpa ankizivaviny hanompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io dia nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy i Zilpa mpanompovaviny hanompo azy.
malagasy
Ary nomen'i Labana an'i Lea zananivavy Zilpa ankizivaviny hanompo azy.