Genesis 29:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Labana: Tsy fanao atỳ amin’ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy no navalin’i Labàna: «Tsy fanao aty ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly i Labàna hoe: –Tsy fomban-tany aty aminay ny mampanambady ny zandriny alohan’ny zokiny.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Labana: Tsy fanao atỳ amin'ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan'ny zokiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Labana: Tsy fanao atỳ amin’ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.
malagasy
Dia hoy Labana: Tsy fanao atỳ amin'ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan'ny zokiny.