Genesis 29:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tanteraho ny herinandron’ity iray ity dia homenay anao koa ny iray noho ny fanompoana izay mbola hanompoanao ahy fito taona indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tanteraho ny herinandron’ity anankiray ity, fa homenay anao koa ny anankiray noho ny fanompoana izay mbola hataonao aty amiko mandritra ny fito taona hafa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vitao aloha ny herinandron’ny volantantely amin’ny zokiny, dia homenay anao koa ny zandriny raha manompo ahy fito taona hafa indray ianao.
Malagasy Bible 1865
Tanteraho ny herinandron'ity anankiray ity, dia homenay anao koa ny anankiray noho ny fanompoana izay mbola hanompoanao ahy fito taona indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tanteraho ny herinandron’ity iray ity dia homenay anao koa ny iray noho ny fanompoana izay mbola hanompoanao ahy fito taona indray.
malagasy
Tanteraho ny herinandron'ity anankiray ity, dia homenay anao koa ny anankiray noho ny fanompoana izay mbola hanompoanao ahy fito taona indray.