Genesis 29:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataon’i Jakoba izany ka notanterahiny ny herinandrony; dia nomen’i Labana azy koa Rahely zanany vavy ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Jakôba izany ary notanterahiny ny herinandron’i Lià, dia nomen’i Labàna ho vadiny i Rasela, zanany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataon’i Jakôba izany, ka novitainy ny herinandron’ny volantantely tamin’i Leà; avy eo dia nomen’i Labàna azy koa i Rahely ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Jakoba izany, ka notanterahiny ny herinandrony; dia nomen'i Labana azy koa Rahely zananivavy ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataon’i Jakoba izany ka notanterahiny ny herinandrony; dia nomen’i Labana azy koa Rahely zanany vavy ho vadiny.
malagasy
Dia nataon'i Jakoba izany, ka notanterahiny ny herinandrony; dia nomen'i Labana azy koa Rahely zananivavy ho vadiny.