Genesis 29:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novadin’i Jakoba koa Rahely; izy no tiany mihoatra noho i Lea ka nanompo an’i Labana fito taona indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankamin’i Rasela koa i Jakôba, sady tia azy mihoatra an’i Lià. Ary nanompo tao amin’i Labàna fito taona indray izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandry tany amin’i Rahely koa i Jakôba ka tiany lavitra noho i Leà izy. Ary nanompo an’i Labàna fito taona hafa koa i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Dia novadin'i Jakoba koa Rahely; ary izy no tiany mihoatra noho Lea; dia nanompo an'i Labana fito taona indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novadin’i Jakoba koa Rahely; izy no tiany mihoatra noho i Lea ka nanompo an’i Labana fito taona indray izy.
malagasy
Dia novadin'i Jakoba koa Rahely; ary izy no tiany mihoatra noho Lea; dia nanompo an'i Labana fito taona indray izy.