Genesis 29:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’NY TOMPO fa nankahalaina i Lea dia nampanana anaka azy Izy, fa Rahely kosa dia momba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Iaveh fa nankahalaina i Lià, ka nampanana anaka azy izy, fa i Rasela kosa momba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitan’ny TOMPO fa tsy tiana noho i Rahely i Leà, dia nataony mitoe-jaza izy; fa i Rahely kosa nataony momba.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'i Jehovah fa nankahalaina Lea, dia nampanan'anaka azy Izy; fa momba kosa Rahely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’NY TOMPO fa nankahalaina i Lea dia nampanana anaka azy Izy, fa Rahely kosa dia momba.
malagasy
Ary rehefa hitan'i Jehovah fa nankahalaina Lea, dia nampanan'anaka azy Izy; fa momba kosa Rahely.