Genesis 29:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka i Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nahita ny fahoriako NY TOMPO, fa ankehitriny dia ho tian’ny vadiko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanana anaka i Lià, ka tera-dahy, nomeny anarana hoe Robena, fa hoy izy: «Nitsinjo ny fahoriako i Iaveh ka ho tian’ny vadiko aho ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia bevohòka i Leà, ka tera-dahy ary ny anarany nataony hoe Reobena, satria hoy izy hoe: –Ny TOMPO efa nijery ny fahoriako, ary ankehitriny dia ho tia ahy ny vadiko.
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nitsinjo ny fahoriako Jehovah, fa ankehitriny dia ho tian'ny vadiko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka i Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nahita ny fahoriako NY TOMPO, fa ankehitriny dia ho tian’ny vadiko aho.
malagasy
Dia nanan'anaka Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nitsinjo ny fahoriako Jehovah, fa ankehitriny dia ho tian'ny vadiko aho.