Genesis 29:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy izy: Satria ren’NY TOMPO fa nankahalaina aho ka nomeny ahy koa ity. Dia nataony hoe Simeona ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana anaka indray izy dia tera-dahy, ka nanao hoe: «Ren’i Iaveh fa nankahalaina aho, ka nomeny an’ity koa, dia nataony hoe Simeôna ny anarany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary bevohòka indray izy ka tera-dahy, dia niteny hoe: –Efa ren’ny TOMPO fa tsy tiana aho, ka nomeny an’ity indray koa. Dia nataony hoe Simehôna ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren'i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy izy: Satria ren’NY TOMPO fa nankahalaina aho ka nomeny ahy koa ity. Dia nataony hoe Simeona ny anarany.
malagasy
Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren'i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany.