Genesis 29:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy izy: Ankehitriny, hidera NY TOMPO aho. Izany no nanaovany ny anarany hoe Joda. Dia nitsaha-jaza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana anaka indray koa izy, dia tera-dahy ka nanao hoe: «Ankehitriny hidera an’i Iaveh aho. Izany no nanaovany ny anaran’io hoe Jodà.» Dia nitsaha-jaza izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola bevohòka indray izy, dia niteraka zazalahy fahefatra, ka nanao hoe: –Amin’ity kosa dia hidera ny TOMPO aho. Dia nataony hoe Joda ny anarany. Dia nitsahatra tsy niteraka intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Ankehitriny dia hidera an'i Jehovah aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Joda; dia nitsaha-jaza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy izy: Ankehitriny, hidera NY TOMPO aho. Izany no nanaovany ny anarany hoe Joda. Dia nitsaha-jaza izy.
malagasy
Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Ankehitriny dia hidera an'i Jehovah aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Joda; dia nitsaha-jaza izy.