Genesis 29:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jakoba tamin’ny olona: Ry rahalahiko, avy aiza moa ianareo? Hoy ireo: Avy any Harana izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jakôba tamin’ireo mpiandry ondry: «Ry rahalahy, avy aiza moa ianareo?» Hoy ny navaliny azy: «Avy any Haràna izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanontany an’ireo mpiandry ondry i Jakôba hoe: –Ry rahalahy, avy aiza moa ianareo? Ka hoy ireo hoe: –Avy any Haràna izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba tamin'ny olona: Ry rahalahiko, avy aiza moa ianareo? Ary hoy ireo: Avy any Harana izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jakoba tamin’ny olona: Ry rahalahiko, avy aiza moa ianareo? Hoy ireo: Avy any Harana izahay.
malagasy
Ary hoy Jakoba tamin'ny olona: Ry rahalahiko, avy aiza moa ianareo? Ary hoy ireo: Avy any Harana izahay.