Genesis 29:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Moa mba fantatrareo va i Labana, zanakalahin’i Nahora? Hoy ireo: Fantatray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy taminy: «Mba fantatrareo va i Labàna zanak’i Nakôra?» Ary hoy ny navaliny: «Fantatray izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny indray i Jakôba hoe: –Fantatrareo ve i Labàna, zafin’i Nahôra? Ka novalian’ireo hoe: –Eny, fantatray izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Moa mba fantatrareo va Labana, zanakalahin'i Nahora? Dia hoy izy: Fantatray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Moa mba fantatrareo va i Labana, zanakalahin’i Nahora? Hoy ireo: Fantatray izy.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Moa mba fantatrareo va Labana, zanakalahin'i Nahora? Dia hoy izy: Fantatray ihany.