Genesis 29:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy ireo: Tsara ihany izy! Ary indro, tamy Rahely zanany vavy mitondra ny ondry aman’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy taminy: «Tsara ihany va izy?» Hoy ny navaliny: «Tsara ihany izy ary inty tamy i Rasela zanany vavy, mitondra ny ondriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanontany ihany i Jakôba hoe: –Salama ihany ve izy? Dia hoy ireo taminy: –Salama izy, ary inty i Rahely zanany vavy fa tonga miaraka amin’ny andian’ondriny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy izy: Tsara ihany izy; ary, indro, tamy Rahely zananivavy mitondra ny ondry aman'osy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy ireo: Tsara ihany izy! Ary indro, tamy Rahely zanany vavy mitondra ny ondry aman’osy.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy izy: Tsara ihany izy; ary, indro, tamy Rahely zananivavy mitondra ny ondry aman'osy.