Genesis 29:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray izy: Mbola antoandrobe ny andro ka tsy mbola fotoana famoriana ny omby aman’ondry izao; ampisotroy ny ondry aman’osy ka mandehana, andraso izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy: «He! Mbola antoandro be ny andro, mbola tsy fotoana famoriana ny biby fiompy, ka ampisotroy ny ondry dia mandehana andraso indray izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Jakôba hoe: –Mbola antoandro loatra ny andro, ka tsy mbola fotoana fanangonana ny biby fiompy; fa ampisotroy aloha ireo, dia andraso ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Indro, mbola antoandrobe ny andro, ka tsy mbola mby amin'ny fotoana famoriana ny omby aman'ondry; ampisotroy ny ondry aman'osy, dia andeha, andraso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray izy: Mbola antoandrobe ny andro ka tsy mbola fotoana famoriana ny omby aman’ondry izao; ampisotroy ny ondry aman’osy ka mandehana, andraso izy.
malagasy
Ary hoy izy: Indro, mbola antoandrobe ny andro, ka tsy mbola mby amin'ny fotoana famoriana ny omby aman'ondry; ampisotroy ny ondry aman'osy, dia andeha, andraso.