Genesis 29:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny tamin’izy ireo i Jakoba dia indro tamy Rahely nitondra ny ondry aman’osin’ny rainy; fa mpiandry ondry izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola, niresaka tamin’ireo teo i Jakôba, no tonga i Rasela nitondra ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niresaka tamin’ireo i Jakôba, dia tonga i Rahely niaraka tamin’ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy.
Malagasy Bible 1865
Raha mbola niteny taminy izy; dia, indro, tamy Rahely nitondra ny ondry aman'osin-drainy; fa mpiandry ondry izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny tamin’izy ireo i Jakoba dia indro tamy Rahely nitondra ny ondry aman’osin’ny rainy; fa mpiandry ondry izy.
malagasy
Raha mbola niteny taminy izy; dia, indro, tamy Rahely nitondra ny ondry aman'osin-drainy; fa mpiandry ondry izy.