Genesis 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ralehilahy: Nandre ny feonao tao amin’ny saha aho dia natahotra satria mitanjaka; dia niery aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navaliny: «Nandre ny feonao tao anaty saha aho, ka natahotra, fa mitanjaka, ka dia niery aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly izy hoe: –Nandre ny feonao tao an-jaridaina aho, dia natahotra fa mitanjaka, koa dia niery.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Nandre Anao tao amin'ny saha aho; dia natahotra aho, satria mitanjaka, ka dia niery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ralehilahy: Nandre ny feonao tao amin’ny saha aho dia natahotra satria mitanjaka; dia niery aho.
malagasy
Dia hoy izy: Nandre Anao tao amin'ny saha aho; dia natahotra aho, satria mitanjaka, ka dia niery.