Genesis 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ny TOMPO Andriamanitra: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Fa angaha nihinananao ny hazo izay nandrarako anao tsy hohanina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh Andriamanitra: «Moa nihinana tamin’ny hazo norarako tsy hihinananao va ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny TOMPO hoe: –Iza no nampahafantatra anao fa mitanjaka ianao? Moa nihinananao va ny voan’ny hazo izay norarako tsy hohaninao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ny TOMPO Andriamanitra: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Fa angaha nihinananao ny hazo izay nandrarako anao tsy hohanina?
malagasy
Ary hoy Izy: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao?