Genesis 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo dia nihinana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin-dralehilahy: «Ny vehivavy izay napetrakao eto amiko no nanome ahy tamin’ilay hazo, dia nihinana aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ralehilahy hoe: –Ny vehivavy izay nomenao ho namako no nanome ahy ny voan’io hazo io, ka dia nihinana aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo, ka dia nihinana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo dia nihinana aho.
malagasy
Dia hoy ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo, ka dia nihinana aho.