Genesis 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO Andriamanitra tamin-dRavehivavy: Inona izao nataonao izao? Hoy Ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy dia nihinana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh Andriamanitra tamin-dravehivavy: «Ahoana no nanaovanao izany?» Hoy ny navalin-dravehivavy: «Ny bibilava no namitaka ahy, ka dia nihinana aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO Andriamanitra tamin-dravehivavy: –Nahoana ianao no nanao izany? Fa namaly kosa ravehivavy hoe: –Voafitaky ny bibilava aho ka nihinana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: Inona izao nataonao izao? Dia hoy ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy, ka dia nihinana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO Andriamanitra tamin-dRavehivavy: Inona izao nataonao izao? Hoy Ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy dia nihinana aho.
malagasy
Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: Inona izao nataonao izao? Dia hoy ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy, ka dia nihinana aho.