Genesis 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Izy tamin-dRavehivavy: Hataoko be dia be tokoa ny fahorianao, indrindra fa rehefa manana anaka ianao, ka amin’ny fahoriana no hiterahanao. Ny vadinao no hianteheran’ny fanirianao, ary izy no hanapaka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin-dravehivavy: «Hampitomboiko ny fijalianao, indrindra raha bevohoka ianao; fijaliana no hiterahanao zanaka; hankamin’ny vadinao ny fanirianao ary izy hizaka anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy ny TOMPO Andriamanitra tamin-dravehivavy: –Hampitomboiko ny fanaintainanao rehefa bevohòka ianao, ary fahoriana no hiterahanao ny zanakao; ny vadinao no hifatraran’ny fanirianao, nefa izy no hifehy anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy: Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho, indrindra fa raha manan'anaka ianao; ary fahoriana no hiterahanao zanaka; ary ny vadinao no hianteheran'ny fanirianao, ka izy no hanapaka anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Izy tamin-dRavehivavy: Hataoko be dia be tokoa ny fahorianao, indrindra fa rehefa manana anaka ianao, ka amin’ny fahoriana no hiterahanao. Ny vadinao no hianteheran’ny fanirianao, ary izy no hanapaka aminao.
malagasy