Genesis 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haniry tsilo sy songosongo ho anao ny tany ary ny anana eny an-tsaha no hohaninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsilo sy hery no vokatra homeny anao; ary anana eny an-tsaha no hohaninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsilo sy songosongo no hovokarin’ny tany ho anao; ary anana no hohaninao.
Malagasy Bible 1865
Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy; ary hohaninao ny anana famboly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haniry tsilo sy songosongo ho anao ny tany ary ny anana eny an-tsaha no hohaninao.
malagasy
Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy; ary hohaninao ny anana famboly.