Genesis 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ravehivavy tamin’ilay menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy tamin-dravehivavy: «Hay va re Andriamanitra nanao hoe: Aza mihinana amin’ny hazo rehetra amin’ny saha ianareo?» Hoy ny navalin-dravehivavy ny bibilava: «Mihinana amin’ny voan’ny hazo amin’ny saha izahay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny bibilava ravehivavy hoe: –Azonay hanina ihany ireo voankazo ao an-jaridaina,
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ravehivavy tamin'ny menarana: Ny voan'ny hazo eo amin'ny saha dia azonay ihinanana ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ravehivavy tamin’ilay menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany.
malagasy
Fa hoy ravehivavy tamin'ny menarana: Ny voan'ny hazo eo amin'ny saha dia azonay ihinanana ihany;