Genesis 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nataon-dRalehilahy hoe Eva ny anaran’ny vadiny, satria izy no renin’ny olombelona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Eva no nataon’i Adama anaran’ny vadiny, satria izy no renin’ny olombelona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ralehilahy nanao ny anaran’ny vadiny hoe Eva, izany hoe Aina, satria izy no renin’ny olombelona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin'ny olombelona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nataon-dRalehilahy hoe Eva ny anaran’ny vadiny, satria izy no renin’ny olombelona rehetra.
malagasy
Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin'ny olombelona rehetra.