Genesis 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO Andriamanitra nanamboatra akanjo hoditra ho an’i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaovan’i Iaveh Andriamanitra akanjo hoditra i Adama sy ny vadiny dia natafiny azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO Andriamanitra nanamboatra akanjo hoditra ho an’i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an'i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO Andriamanitra nanamboatra akanjo hoditra ho an’i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy ireo.
malagasy
Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an'i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy.