Genesis 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny menarana tamin-dRavehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny bibilava tamin-dravehivavy: «Tsia, tsy ho faty akory ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny bibilava taminy: –Tsy ho faty tsy akory ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny menarana tamin-dRavehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo!
malagasy
Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo;