Genesis 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatr’Andriamanitra hoe amin’izay andro ihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo ka ho tahaka an’Andriamanitra ianareo, hahalala ny tsara sy ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa fantatr’Andriamanitra fa amin’izay andro hihinananareo amin’izany, dia hisokatra ny masonareo, ka ho tahaka an’Andriamanitra ianareo, mahalala ny tsara sy ny ratsy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy fantatr’Andriamanitra fa amin’ny andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ary ho tonga tahaka an’Andriamanitra ianareo ka hahalala ny tsara sy ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
fa fantatr'Andriamanitra fa na amin'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an'Andriamanitra ianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatr’Andriamanitra hoe amin’izay andro ihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo ka ho tahaka an’Andriamanitra ianareo, hahalala ny tsara sy ny ratsy.
malagasy
fa fantatr'Andriamanitra fa na amin'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an'Andriamanitra ianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.