Genesis 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahiratra ny mason’izy mivady ka fantany fa mitanjaka izy ireo. Ary nanjaitra ravin’aviavimbazaha izy mba hanaovany sikina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisokatra ny mason’izy mivady, ary fantany fa nitanjaka izy; ka nanjaitra ravin’aviavy izy ireo nataony sikina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahiratra ny mason’izy mivady ka fantany fa mitanjaka izy. Ary nanjaitra ravin’aviavy izy roa ka nataony sikina ho azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nahiratra ny mason'izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin'aviavy izy, ka nataony sikina ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahiratra ny mason’izy mivady ka fantany fa mitanjaka izy ireo. Ary nanjaitra ravin’aviavimbazaha izy mba hanaovany sikina.
malagasy
Dia nahiratra ny mason'izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin'aviavy izy, ka nataony sikina ho azy.