Genesis 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre NY TOMPO Andriamanitra nitsangantsangana tao amin’ny saha izy ireo rehefa harivariva ny andro dia niafina ny tavan’NY TOMPO Andriamanitra tao anaty hazo tao amin’ny saha Ralehilahy sy ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia ren’izy ireo ny feon’i Iaveh Andriamanitra nandalo tao amin’ny saha rehefa nangatsiatsiaka ny andro; ka niery an’i Iaveh Andriamanitra tao anaty hazon’ny saha ralehilahy sy ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony hariva, rehefa nitsoka ny rivotra, dia nandre ny feon’ny TOMPO Andriamanitra nitsangantsangana tao an-jaridaina ralehilahy sy ny vadiny ka niery ny tavany tao anaty hazo.
Malagasy Bible 1865
Ary nandre an'i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin'ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan'i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin'ny saha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre NY TOMPO Andriamanitra nitsangantsangana tao amin’ny saha izy ireo rehefa harivariva ny andro dia niafina ny tavan’NY TOMPO Andriamanitra tao anaty hazo tao amin’ny saha Ralehilahy sy ny vadiny.
malagasy