Genesis 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO Andriamanitra niantso an-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Aiza moa ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh Andriamanitra niantso an-dralehilahy nilaza taminy hoe: «Aiza moa ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso an-dralehilahy ny TOMPO Andriamanitra ka nanao taminy hoe: –Aiza moa ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Aiza moa ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO Andriamanitra niantso an-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Aiza moa ianao?
malagasy
Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Aiza moa ianao?