Genesis 30:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Rahely fa tsy mba niteraka tamin’i Jakoba izy dia nialona ny rahavaviny izy ka hoy izy tamin’i Jakoba: Mba omeo zaza aho fa raha tsy izany dia ho faty!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan-dRasela fa tsy mba niteraka tamin’i Jakôba izy, dia nialona ny rahavaviny izy sady nanao tamin’i Jakôba hoe: «Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany maty aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitan’i Rahely fa tsy niteraka izy, dia nialonany ny rahavaviny ka hoy izy tamin’i Jakôba hoe: –Mba omeo zanaka aho! Fa raha tsy izany, dia aleoko maty!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan-dRahely fa tsy mba niteraka tamin'i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka hoy izy tamin'i Jakoba: Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany, dia ho faty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Rahely fa tsy mba niteraka tamin’i Jakoba izy dia nialona ny rahavaviny izy ka hoy izy tamin’i Jakoba: Mba omeo zaza aho fa raha tsy izany dia ho faty!
malagasy
Ary rehefa hitan-dRahely fa tsy mba niteraka tamin'i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka hoy izy tamin'i Jakoba: Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany, dia ho faty aho.