Genesis 30:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy tamin’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitera-dahy tamin’i Jakôba i Zelfa ankizy vavin’i Lià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Zilpà niteraka zazalahy tamin’i Jakôba,
Malagasy Bible 1865
Ary Zilpa, ankizivavin'i Lea, dia niteraka zazalahy tamin'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy tamin’i Jakoba.
malagasy
Ary Zilpa, ankizivavin'i Lea, dia niteraka zazalahy tamin'i Jakoba.