Genesis 30:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Lea: Sambatra aho, fa hataon’ny zanakavavin’ny olona hoe Sambatra aho. Dia nataony hoe Asera ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Lià: «Fahasambarana ho ahy izao; fa hataon’ny zazavavy hoe: sambatra aho.» Dia nataony hoe: Asera ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy i Leà hoe: –Hasambarana tsy misy toy izany! Fa ankehitriny dia holazain’ny vehivavy hoe sambatra aho. Dia nataony hoe Asèra no anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Lea: Sambatra aho, fa hataon'ny zanakavavin'ny olona hoe sambatra aho; dia nataony hoe Asera ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Lea: Sambatra aho, fa hataon’ny zanakavavin’ny olona hoe Sambatra aho. Dia nataony hoe Asera ny anarany.
malagasy
Ary hoy Lea: Sambatra aho, fa hataon'ny zanakavavin'ny olona hoe sambatra aho; dia nataony hoe Asera ny anarany.