Genesis 30:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Lea: Efa nomen’Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin’ny vadiko ny mpanompovaviko. Dia nataony hoe Isakara ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Lià: «Nomen’Andriamanitra ny karamako aho tamin’ny nanomezako ny ankizivaviko ho an’ny vadiko.» Dia nataony hoe Isakara ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny filàzan’i Leà hoe: –Efa novalian’Andriamanitra soa aho satria efa nomeko hovadîn’ny vadiko ny ankizivaviko. Koa nataony hoe Jisakara ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Lea: Efa nomen'Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin'ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Lea: Efa nomen’Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin’ny vadiko ny mpanompovaviko. Dia nataony hoe Isakara ny anarany.
malagasy
Ary hoy Lea: Efa nomen'Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin'ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany.