Genesis 30:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirehitra tamin’i Rahely ny fahatezeran’i Jakoba ka hoy izy: Solon’Andriamanitra izay nahamomba anao tsy hiteraka va aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nirehitra tamin-dRasela ny fahatezeran’i Jakôba, ka hoy izy: «Izaho va no solon’Andriamanitra nahamomba anao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra taminy i Jakôba ka namaly hoe: –Izaho angaha no solon’Andriamanitra Izay nisakana ny kibonao tsy hiteraka?
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra tamin-dRahely ny fahatezeran'i Jakoba, ka hoy izy: Solon'Andriamanitra, Izay nahamomba anao tsy hiteraka, va aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirehitra tamin’i Rahely ny fahatezeran’i Jakoba ka hoy izy: Solon’Andriamanitra izay nahamomba anao tsy hiteraka va aho?
malagasy
Dia nirehitra tamin-dRahely ny fahatezeran'i Jakoba, ka hoy izy: Solon'Andriamanitra, Izay nahamomba anao tsy hiteraka, va aho?