Genesis 30:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia niteraka zazavavy izy ka nataony hoe Dina ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka izany dia nitera-bavy izy, ka nataony hoe Dinà ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia mbola niteraka zazavavy koa izy, ka nataony hoe Dinà ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia niteraka zazavavy izy, ka nataony hoe Dina ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia niteraka zazavavy izy ka nataony hoe Dina ny anarany.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia niteraka zazavavy izy, ka nataony hoe Dina ny anarany.